Sal 91, 9-16 « MANDRESY FIJALIANA NY VAVOLOMBELON'NY TOMPO »
14 Satria Izaho no niraiketan'ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin'ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy 15 Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho; Ho eo aminy Aho, raha ory izy; Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho. 16 Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko.