| Andro faha-67 @365
|
Salamo 117
Fiantsoana izao firenena rehetra izao hidera an'i Jehovah
1 Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. 2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.