| Andro faha-75 @365
|
Salamo 134
Hira ho fisaorana an'i Jehovah amin'ny alina
1 Fihirana fiakarana. Andeha, misaora an'i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah. 2 Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah. 3 Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.