Andro faha-354 @365
|
Joba 25
Ny teny fanintelony nataon'i Bilidada
1 Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.
2 Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.
3 Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy?
4 Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?
5 Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;
6 Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.